NY TILIKAMBO FIAMBENANA Novambra 2012 | Inona no Tianao Hanontaniana An’Andriamanitra?

Fa maninona àry aho no nisy? Hanao ahoana aho rehefa maty? Fa maninona aho no avelanao hijaly? Ho hitanao ao amin’ny Baiboly ny valin’ireo.

MATOAN-DAHATSORATRA

Mety ve ny Mitaky Fanazavana Amin’Andriamanitra?

Indraindray tsy azontsika hoe nahoana ny zavatra iray no mitranga. Iza no afaka manazava antsika an’izany? Afaka manontany an’Andriamanitra ve isika?

MATOAN-DAHATSORATRA

Fanontaniana 1: Fa Maninona àry Aho no Nisy?

Olona maro no mihevitra fa ny hahazo vola sy laza no tena zava-dehibe eo amin’ny fiainana. Misy zavatra lehibe lavitra noho izany anefa.

MATOAN-DAHATSORATRA

Fanontaniana 2: Hanao Ahoana Aho Rehefa Maty?

Be dia be ny olona matahotra hoe hanao ahoana izy rehefa maty. Inona marina no ampianarin’ny Baiboly momba izany?

MATOAN-DAHATSORATRA

Fanontaniana 3: Fa Maninona Aho no Avelanao Hijaly?

Milaza mazava ny Baiboly fa tsy Andriamanitra velively no mahatonga ny olona hijaly. Nahoana àry ny olona tsy manan-tsiny no mijaly?

Manova Olona ny Baiboly

Efa tsara asa ny olona iray nefa tsy sambatra. Ny iray kosa mpiloka be ary ny iray kivy tamin’ny fiainana. Tena sambatra anefa izy ireo izao. Inona no nataony?

Fantatrao Ve?

Inona ny penina sy ranomainty nampiasaina fahiny? Ahoana no nanamboaran’ny apostoly Paoly tranolay?

IANARO NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Hanorina Fanjakana Iray Eran-tany ve Andriamanitra?

Efa maneran-tany mihitsy no misy olana. Mety ho voavaha ve izany olana izany raha fanjakana iray ihany no mitondra ny tany manontolo?

TOROHEVITRA HAHASAMBATRA NY FIANAKAVIANA

Tsy Mety Afa-trosa ve Ianareo?

Inona no azon’ny fianakavianareo atao raha tsy mety afa-trosa ianareo?

MANATÒNA AN’ANDRIAMANITRA

“Inona moa no Takin’i Jehovah Aminao?”

Inona no takin’i Jehovah amin’izay te hanompo azy? Mety ho vitan’ny olombelona tsy lavorary ve ny hampifaly azy?

MANONTANY NY MPAMAKY

Mamita-tena ve ny Olona Raha Manana Finoana?

Tsy mampirisika ny olona hino an-jambany ny Baiboly, fa handinika tsara sy hitady porofo vao hino zavatra iray.

Andao Hianatra Baiboly!

Iza no mampilatsaka ny orana? Inona no ilantsika orana? Ampiasao ity tononkalo feno sary ity mba hampianarana ny zanakao kely momba ny zavaboary.

Ny Fiainana Fahiny: Ny Mpiandry Ondry

Inona avy ny biby andrasan’ny mpiandry, ary inona avy ny asany?

Manaja ny Zon’ireo Tsy Mety Hanao Miaramila ny Fitsarana Eoropeanina

Namoaka didim-pitsarana miavaka ny Fitsarana Eoropeanina, ary misy vokany be any amin’ny firenena eoropeanina rehetra izany.