Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY TILIKAMBO FIAMBENANA DESAMBRA 2011

Manasazy Antsika ve Andriamanitra?

Nahoana no mihabetsaka foana ny loza?

Nahoana no Be dia Be ny Loza?

Nilaza i Jesosy fa ho be dia be ny loza. Midika inona ho antsika ny fisian’ireny loza ireny?

Fomba Hiatrehana ny Loza

Inona no tokony hataonao mba hiatrehana loza? Nahoana ianao no tena mila mifandray amin’Andriamanitra rehefa misy loza?

Tsy Hisy Intsony ny Loza!

Marina fa hoatran’ny tsy ho foana mihitsy ny loza. Mampanantena anefa ny Baiboly fa ho foana izy ireny tsy ho ela.