NY TILIKAMBO FIAMBENANA

Pejy Roa Amby Telopolo

Malagasy
Pejy Roa Amby Telopolo
/assets/ct/b4d7e1101e/images/syn_placeholder_sqr.png
w10 1/11 p. 32
Pejy Roa Amby Telopolo

Pejy Roa Amby Telopolo

Nahoana isika no tokony hahay hankasitraka? JEREO NY PEJY 6.

Inona no azonao lazaina mba hampiononana ny namana na ny havana nidonam-pahoriana? JEREO NY PEJY 9-11.

Mandinika antsika ve ny anjely? JEREO NY PEJY 16.

Milaza mialoha ny fiorenan’ny fanjakan’i Israely ankehitriny ve ny Baiboly? JEREO NY PEJY 27-29.

Nilaza ve i Jesosy hoe tsy maintsy anisan’ny fivavahana iray ny mpanara-dia azy? JEREO NY PEJY 31.

[Sary nahazoan-dalana, pejy 32]

Todd Bolen/​Bible Places.com