NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Janoary 2015
Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny 2 Martsa 2015 ka hatramin’ny 5 Aprily 2015.
Nahafoy Tena Izy Ireo: Fanjakan’i New York
Nety tsara ny fiainan’ny mpivady iray, nefa niala tao amin’ilay trano tena tiany izy ka nifindra tao amin’ny trano kely iray. Nahoana?
Misaora An’i Jehovah dia Hotahiny Ianao
Nahoana no manampy anao hiatrika olana ny fahaizana mankasitraka?
Nahoana Isika no Mankalaza ny Sakafo Harivan’ny Tompo?
Ahoana no ahalalanao raha notendren’Andriamanitra ho any an-danitra ianao na ho eto an-tany?
Ahoana no Ananana Tokantrano Mafy Orina sy Sambatra?
Misy fomba dimy hanampy anao hanana tokantrano mafy orina sy sambatra ao.
Avelao i Jehovah Hanamafy Orina sy Hiaro ny Fanambadianao
Inona no hanampy anao hanalavitra ny fanitsakitsaham-bady sy ny vokany mangidy?
Mety Haharitra Mandrakizay ve ny Fitiavana?
Misy lesona sarobidy ho an’izay te hanambady sy efa manambady ao amin’ilay tantaram-pitiavana ao amin’ny Tononkiran’i Solomona.