MIFOHAZA! No. 1 2016 | Afaka Manova Zavatra ve ny Toe-tsaina?

Tena hanampy anao ny fananana toe-tsaina tsara, ary mety tsy ho araka ny nieritreretanao azy akory aza.

MATOAN-DAHATSORATRA

Afaka Manova Zavatra ve ny Toe-tsaina?

Afaka manampy anao ho faly kokoa ve ny torohevitry ny Baiboly?

Fantatrao Tsara ve ny Vavolombelon’i Jehovah?

Misy fehezanteny valo natao hitsapana ny fahalalanao ato, sady manampy anao hahita ny tena marina.

HO AN’NY FIANAKAVIANA

Ahoana no Hahazoana Tena Namana?

Misy soso-kevitra efatra ato hanampy anao hanana namana akaiky.

TANY SY MPONINA

Fitsidihana An’i Liechtenstein

Inona no itiavan’ny mpizaha tany mankany amin’io firenena kely io, na fahavaratra na ririnina?

FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY

Lanitra

Mankany an-danitra daholo ve ny tsara fanahy rehefa maty?

NISY NAMORONA VE?

Ny Fahaizan’ny Horita Miova Loko

Miezaka maka tahaka an’izany ny injeniera, ka nanamboatra akanjo afaka miova loko ao anatin’ny ampahan-tsegondra.

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Manao Ahoana ny Olona Rehefa Maty?

Mahafantatra ny zavatra ataon’ny velona ve ny maty?

Ny Hevitry ny Tanora Momba ny Vola

Inona no atao raha te hanangom-bola sy hitsitsy? Ato misy torohevitra.