Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

MIFOHAZA! JONA 2014

Te Hahazo Namana Tsara ve Ianao?

Mampalahelo fa maro no tsy mba mana-namana akaiky. Inona àry no azo atao raha te hana-namana tena tsy mahafoy anao? Jereo ato ny torohevitry ny Baiboly.

Topy Maso Eran-tany

Loha hevitra: Hopitaly nitahiry atodinaina any Kanada, sakafo hafakely mahasolo hena, mpanoratra fanambadiana tsy misy resaka fivavahana any Irlandy.

Te Hahazo Namana Tsara ve Ianao?

Maro no miaiky fa ilaina ny mana-namana, hoe tena namana. Mba te ho namana tsara ve ianao? Diniho ireto toro lalana efatra avy ao amin’ny Baiboly ireto.

Fahafatesana

Inona no mitranga amin’ny olona rehefa maty izy? Mbola hahita an’ireo havantsika efa maty ve isika ka hiaraka amin’izy ireny indray? Mamaly an’ireo ny Baiboly.

Joseph Priestley

Tsy nanaraka fotsiny ny fampianaran’olona i Joseph Priestley, fa nikaroka ny marina foana. Nisy vokany hatramin’izao ny fikarohana nataony. Inona izany?

Mbola Salama ve ny Hihinao?

Be dia be ny olona marary hihy, eran-tany. Fa inona no mahatonga azy io? Mety ho voa koa ve ianao? Fantaro izay tokony hatao mba hisorohana azy io.

Mianara Mitsitsy Vola

Aza miandry hoe rehefa lany daholo ny vola vao hianatra hitsitsy. Diniho mialoha izay ampiasanareo ny volanareo.

Ny Voantay

Ahoana no ataon’ny voantay mba hahitana lalana? Ary azon’ny olona alaina tahaka ve izany?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Hiala ato An-trano Ihany ve Aho sa Tsia?

Ahoana no hahalalanao raha efa mahavita tena ianao na tsia? Diniho ireto fanontaniana telo ireto.

Mila Fanampiana ve Ianao mba Tsy Hieritreretana Zavatra Vetaveta?

Inona no hanampy anao hadio fitondran-tena foana na dia mieritreritra zavatra vetaveta aza? Misy torohevitra tsara ao amin’ny Baiboly.

Ny Hevitry ny Tanora Momba ny Finday

Ny finday no tena ampiasain’ny tanora maro mba hifandraisana amin’ny hafa. Inona no mahatsara sy maharatsy ny finday?

Nihalehibe Tany Ejipta i Mosesy

Nanao ahoana ny fiainan’i Mosesy tany Ejipta tamin’izy mbola kely? Adikao ireto kilalao ireto, ary diniho miaraka amin’ny fianakavianao.