MIFOHAZA! Martsa 2013 | Tianao ve ny ho Ray Mahay Mitaiza?

Maro ny raim-pianakaviana mahatsapa fa mahasoa azy sy ny ankohonany ny toro lalan’ny Baiboly.

Topy Maso Eran-tany

Loha hevitra: Ady amin’​ny mosary, adin-tsaina any am-piasana, ary ny rivotra iainana any Chine.

MATOAN-DAHATSORATRA

Tianao ve ny ho Ray Mahay Mitaiza?

Diniho ireo toro lalana 5 avy ao amin’​ny Baiboly, izay hanampy anao ho ray be fitiavana sy mahay mandanjalanja.

Serfa Goavam-be Fahita any An’ala

Ho gaga ianao raha mahalala ny toetra mampiavaka an’io biby goavam-be sy matanjaka io.

FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY

Sary Vetaveta

Fantaro ny hevitr’​Andriamanitra momba ny sary vetaveta, raha te hampifaly azy ianao.

HO AN’NY FIANAKAVIANA

Ahoana no Hanomezana Fitsipika ny Tanora?

Inona no azonao atao raha sosotra foana amin’​izay fitsipika omenao azy ny zanakao?

FIANARANA AVY TAMIN’NY LASA

Robert Boyle

Mpahay simia izy sady mpahay siansa ary tena nino an’​Andriamanitra sy ny Baiboly.

NISY NAMORONA VE?

Ny Mason’​ny Hala

Ahoana no ahalalan’​ny hala ny elanelan’​ny toerana misy azy sy ny zavatra iray? Nahoana ny mpikaroka no te haka tahaka azy io?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Inona no Hanampy Ahy Tsy Hangataka Andro?

Misy soso-kevitra hanampy anao tsy hangataka andro ato.

Lota sy ny Fianakaviany: Tantara An-tsary

Adikao ity tantara an-tsary ity, ary jereo hoe inona no lesona azonao ianarana avy amin’i Lota sy ny fianakaviany.