Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Ahoana no Havalinao?

Inona no Diso eo Amin’io Sary Io?

Misy zavatra telo tsy mifanaraka amin’izay voalaza ao amin’ny Jaona 13:2-14 eo. Inona avy izany?

1. ․․․․․․

2. ․․․․․․

3. ․․․․․․

IARAHA-MIDINIKA:

Inona avy no toetra nasehon’i Jesosy, ao amin’io tantara io? Ahoana no anahafanao azy rehefa mifandray amin’ny fianakavianao ianao?

Ato Amin’ity Gazety Ity

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

PEJY 5 Inona no antony iray mahatonga ‘ny fon’ny olona sasany hikiry amin’ny fanaovan-dratsy’? Mpitoriteny 8:․․․

PEJY 8 Maharitra ve ny fiadanan’ny ratsy fanahy? Salamo 73:․․․

PEJY 10 Esorin’Andriamanitra lavitra ve ny fahotantsika? Salamo 103:․․․

PEJY 27 Inona no nataon’i Jesosy, ka manome fanantenana ny marary, na tanora izy na antitra? Matio 4:․․․

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

Iza Ireto Razamben’i Jesosy Ireto?

Jereo ny fanazavana eo ambany. Vakio ny andinin-teny, ary soraty ny anarana marina.

4. ․․․․․

‘Nafindra toerana aho mba tsy hahita fahafatesana.’

Vakio ny Hebreo 11:5.

5. ․․․․․

Izaho no ela velona indrindra amin’ny olona rehetra resahin’ny Baiboly.

Vakio ny Genesisy 5:27.

6. ․․․․․

Zanako ilay nanao ny sambofiara.

Vakio ny Genesisy 5:28, 29 sy Hebreo 11:7.

▪ Valiny, pejy 22

VALIN’NY PEJY 31

1. Ny tongotra no nosasan’i Jesosy, fa tsy ny tanana.

2. Tsy nisy mpianatra hafa nanampy an’i Jesosy.

3. Namafa ny tongotr’ireo mpianany koa i Jesosy.

4. Enoka.—Lioka 3:37.

5. Metosela.—Lioka 3:37.

6. Lameka.—Lioka 3:36.

[Sary nahazoan-dalana, pejy 31]

Boribory fahatelo: Northern Territory Archives Service, Joe DAVIS, NTRS 573