MIFOHAZA!

Pejy Faharoa

Malagasy
Pejy Faharoa
/assets/ct/b4d7e1101e/images/syn_placeholder_sqr.png
g01 8/7 p. 2
Pejy Faharoa

Pejy Faharoa

Fidorohana Zava-mahadomelina—Misy Vahaolana! 3-11

Inona avy no zava-mahadomelina manimba? Nahoana no andevozin’ireny ny olona? Misy vahaolana maharitra momba io zava-manahirana io ve?

Endrika Maro Samy Hafan’i Roma 14

Maro no hitsidika an’i Roma amin’ity taona ity mba hanatrika fivoriambe manokana iray an’ny Vavolombelon’i Jehovah. Toerana mahafinaritra iray hafa hanaovana fivoriambe i Bari.

Nanova ny Fiainako ny Anaran’Andriamanitra! 20

Mafy ny fiainan’i Sandy Yazzie Tsosie tao amin’ny faritra voatokana ho an’ny Navajo, any Arizona. Nankahala ny Baiboly izy, ka nihevitra azy io ho bokin’ny vazaha. Inona no nampiova azy?