Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | 1 KORINTIANINA 4-6

“Lalivay Kely Fotsiny dia Mampitombo ny Koba Manontolo”

“Lalivay Kely Fotsiny dia Mampitombo ny Koba Manontolo”

5:1, 2, 5-11, 13

Mety halahelo be isika rehefa voaroaka ny olona akaiky antsika.

Porofon’ny fitiavana anefa ny fandroahana. Nahoana?

  • Fitiavana an’i Jehovah: Tsy ho afa-baraka ny anarany.—1Pe 1:15, 16

  • Fitiavana ny fiangonana: Tsy ho voatarika hanao ratsy ny Kristianina hafa.—1Ko 5:6

  • Fitiavana an’ilay olona nanao fahotana lehibe: Mety ho tonga saina izy ka hiova.—He 12:11

Inona no azonao atao mba hanampiana an’ireo mpiara-manompo manana fianakaviana voaroaka?