Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

4-10 Martsa

ROMANINA 12-14

4-10 Martsa
  • Hira 106 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Asehoy hoe Tena Tianao ny Hafa”: (10 min.)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ro 12:1: Inona no tiana holazaina eo amin’io andininy io? (lv 63-64 § 5-6)

    • Ro 13:1: Nahoana no lazaina fa “napetrak’Andriamanitra eo amin’ny toerany avy ny manam-pahefana”? (w08 15/6 31 § 4)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ro 13:1-14 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Mahaiza Mametraka Fanontaniana, ary iaraho midinika ny lesona 3 amin’ny bokikely Miezaha.

  • Lahateny: (5 min. na latsaka) w11 1/9 21-22: Foto-kevitra: Nahoana ny Kristianina no Tokony Handoa Hetra na dia Ampiasaina Amin’ny Zavatra Ratsy aza Ilay Vola? (th lesona 3)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 77

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (15 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 57

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 57 sy Vavaka