Sri Lanka
-
7 169
-
86
-
14 806
-
3 083
-
21 763 000
Nanampy An’ireo Tra-boina Tamin’ilay Tondra-drano Tany Sri Lanka ny Vavolombelon’i Jehovah
Nanangana vonjy rano vaky ny Vavolombelona mba hanampiana an’ireo tra-boina, taorian’ilay loza voajanahary nahatsiravina namely an’i Sri Lanka.

