Malagasy
Boligaria
/assets/ct/fa815d8e9f/images/syn_placeholder_sqr.png

Boligaria

 

  • Vavolombelon’i Jehovah3 040

  • Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah58

  • Mpanatrika ny Fahatsiarovana ny nahafatesan’i Kristy6 371

  • Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina—1 isaky ny 2 152

  • Mponina6 437 000

2016-09-16

BOLIGARIA

Manameloka ny Fanavakavahana Fivavahana ny Vaomiera any Boligaria

Voasazy handoa lamandy betsaka kokoa noho ny mahazatra ny tele SKAT sy ny mpanao gazetiny roa, satria nandefa fandaharana nampirisika ny olona hahery setra sy hankahala ny Vavolombelon’i Jehovah.