Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

KARATRA ARA-BAIBOLY

Arona

Adikao ity karatra ara-baiboly ity, ary fantaro ny momba an’i Arona. Zokin’i Mosesy izy, sady mpisoronabe voalohany teo amin’ny Israely. Ataovy pirinty ity karatra ity, dia hetezo, aforeto roa, ary tehirizo.