Hijery ny anatiny

KARATRA ARA-BAIBOLY

Manoa

Adikao ity karatra ara-baiboly ity, ary fantaro bebe kokoa ny momba an’i Manoa. Anisan’ireo lehilahy natanjaka indrindra teto an-tany ny zanany. Ataovy pirinty, hetezo, aforeto, ary tehirizo.