Adikao ity karatra ara-baiboly ity, ary fantaro bebe kokoa ny momba an’i Saoly. Nanetry tena izy tamin’ny voalohany, fa lasa niavonavona kosa tatỳ aoriana. Ataovy pirinty, hetezo, aforeto, ary tehirizo.