Hijery ny anatiny

Ahoana no Hatao Raha Hanao Fanomezana ao Amin’ny Internet?

Ho hitanao ao hoe inona avy no azonao atao, raha te hanohana ny asa fitoriana ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah maneran-tany ianao.

 

Mety ho Tianao Koa

FANONTANIANA FAMETRAKY NY OLONA

Avy Aiza ny Vola Ampiasain’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Tsy manao hoatran’ny fanaon’ny fivavahana maro izahay.

“Fanomezana An-tsitrapo ho An’i Jehovah”

“Fanomezana An-tsitrapo ho An’i Jehovah”

Tena tia an’i Jehovah ianao matoa manao fanomezana vokatry ny fo. Rehefa omenao amin’ny fo ilay izy, dia izay no tena tian’i Jehovah.