Malagasy
Hira Natao Hiderana An’i Jehovah
https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1011211/univ/wpub/1011211_univ_sqr_xl.jpg

Hira Natao Hiderana An’i Jehovah

Henoy na alaivo ato ny hira natao hiderana an’i Jehovah Andriamanitra. Efa misy daholo na feon’antoko-mpihira na feon-kira tendren’ny orkesitra na mozika fotsiny. Azo jerena ato koa ny tononkira misy naoty.

HIRA

Mandresy ny Finoana

Tao anatin’ny korontana ara-politika sy olana ara-toe-karena, dia tsapan’ny fianakaviana iray hoe tia sy mikarakara ary manome hery azy ireo i Jehovah.

HIRA

Mandresy ny Finoana

Tao anatin’ny korontana ara-politika sy olana ara-toe-karena, dia tsapan’ny fianakaviana iray hoe tia sy mikarakara ary manome hery azy ireo i Jehovah.