NY TILIKAMBO FIAMBENANA Janoary 2014 | Mbola ho Velona Indray ve ny Maty?

Tsy tian’ny olona maro ny miresaka momba ny fahafatesana. Tsy maniry ho faty ny ankamaroan’ny olona. Mety ho resy ve ny fahafatesana?

MATOAN-DAHATSORATRA

Mangidy ny Fahafatesana

Tsy maintsy hidonam-pahoriana isika na ho ela na ho haingana. Mangidy ny fahafatesana ka maro no te hahalala raha mbola misy azo antenaina.

MATOAN-DAHATSORATRA

Mitady Ody Faty ny Olona

Nitady ody faty ny olona hatramin’izay. Mety ho resy ihany ve ny fahafatesana?

MATOAN-DAHATSORATRA

Mbola Misy ny Fanantenana

Nahoana no nampitahain’i Jesosy tamin’ny torimaso ny fahafatesana? Inona no ianarantsika avy amin’ireo fananganana amin’ny maty voatantara ao amin’ny Baiboly?

RESADRESAKA MAHALIANA

Nahoana no Avelan’Andriamanitra Hisy ny Fijaliana?

Hazavain’ny boky voalohany ao amin’ny Baiboly hoe nahoana no avelan’Andriamanitra hisy ny faharatsiana, nefa izy manana hery hanafoanana an’izany.

Fantatrao Ve?

Ahoana no nanaovana fanomezana tao amin’ny tempoly tamin’ny andron’i Jesosy? Marina ve ny fitantaran’i Lioka?

MANOVA OLONA NY BAIBOLY

“Tsy Nanadino Ahy i Jehovah”

Nisy mpivavaka nafana fo nanontany hoe nahoana isika no maty ary inona no mitranga rehefa maty isika. Nahita valiny ihany izy, ary nanova ny fiainany izany.

Mbola Hatsangana ny Maty

Tena nino ny apostolin’i Jesosy fa mbola hatsangana ny maty. Nahoana?

Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly

Inona no fantatrao momba an’Andriamanitra? Ahoana no hahafantarantsika azy bebe kokoa?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Inona no Tian’Andriamanitra Hataoko eo Amin’ny Fiainana?

Mila mahazo fambara manokana na fahitana ve ianao vao hahalala izay tian’Andriamanitra hataonao? Inona no lazain’ny Baiboly?