Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Andao Hianatra Baiboly!

HO AN’NY ZAZA 3 TAONA NO HO MIDINA

Andao Hianatra Baiboly!

Fantatr’i Kaleba fa marary ny namany.

Dia hozy izy hoe:

“Hanoratra aho izao, dia hividy kilalao. Avy eo aho hankany, dia homeko azy izany.”

Ho faly ianao sy ny namanao, raha tsara fanahy ianao. 1 Petera 3:8

HO AN’NY RAY AMAN-DRENY

Asaivo tondroiny ireto:

Trano Latabatra Kaleba

Masoandro Vorona Hazo

Manonòna anaran’ankizy iray marary, dia resaho amin’ny zanakao hoe inona no azonareo mianaka atao mba hampaherezana azy.