NY TILIKAMBO FIAMBENANA

Pejy Roa Amby Telopolo

Malagasy
Pejy Roa Amby Telopolo
/assets/ct/28ada02fb0/images/syn_placeholder_sqr.png
w12 1/1 p. 32
Pejy Roa Amby Telopolo

Pejy Roa Amby Telopolo

Tena milaza ny hoavy ve ny Baiboly?

JEREO NY PEJY 16-17.

Inona no nataon’ny vehivavy iray mba hampisy dikany ny fiainany, nefa nijaly be izy tamin’ny mbola kely?

JEREO NY PEJY 19-20.

Nahoana i Abrahama no nasain’Andriamanitra hanao sorona ny zanany?

JEREO NY PEJY 23.

Inona no ianarantsika avy amin’i Estera, mpanjakavavy fahiny, momba ny herim-po sy ny faharetana ary ny fandresen-dahatra?

JEREO NY PEJY 24-29.