NY TILIKAMBO FIAMBENANA

Pejy Roa Amby Telopolo

Malagasy
Pejy Roa Amby Telopolo
/assets/ct/79e1b14fff/images/syn_placeholder_sqr.png
w11 1/9 p. 32
Pejy Roa Amby Telopolo

Pejy Roa Amby Telopolo

Iza marina no mahatonga ny faharatsiana rehetra eto amin’izao tontolo izao?

JEREO NY PEJY 3-9.

Inona avy ireo vokatra nahatonga an’i Israely ho tany soa?

JEREO NY PEJY 11-13.

Fantaro hoe ahoana no nataon’ny Frantsay iray mpandika teny fahiny mba handikana Baiboly tamin’ny fiteniny.

JEREO NY PEJY 18-20.

Inona no ifandraisan’ny feon’ny fieritreretan’ny Kristianina sy ny fandoavan-ketra?

JEREO NY PEJY 21-23.

Mety ho lasa sitraky ny fon’Andriamanitra toa an’i Davida ve ianao?

JEREO NY PEJY 26-29.

[Sary nahazoan-dalana, pejy 32]

Sary: Alain Leprince - La Piscine-musée, Roubaix / Courtesy of the former Bouchard Museum, Paris