NY TILIKAMBO FIAMBENANA

Pejy Roa Amby Telopolo

Malagasy
Pejy Roa Amby Telopolo
/assets/ct/79e1b14fff/images/syn_placeholder_sqr.png
w11 1/5 p. 32
Pejy Roa Amby Telopolo

Pejy Roa Amby Telopolo

Fahatanterahan’ny faminanian’ny Baiboly ve ny fitoriana ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah?

JEREO NY PEJY 9.

Hanao ahoana ny fiainana eto an-tany rehefa hitondra ny Fanjakan’Andriamanitra?

JEREO NY PEJY 10.

Inona no azon’ny mpivady vao niteraka atao raha tsy mitovy hevitra momba ny fitaizana izy ireo?

JEREO NY PEJY 11.

Ahoana no niandohan’ny faharatsiana?

JEREO NY PEJY 16.

Nahoana no noraran’ny fanjakana rosianina ny boky sy gazety sasany navoakan’ny Vavolombelon’i Jehovah?

JEREO NY PEJY 18-21.