NY TILIKAMBO FIAMBENANA

Pejy Roa Amby Telopolo

Malagasy
Pejy Roa Amby Telopolo
/assets/ct/b4d7e1101e/images/syn_placeholder_sqr.png
w11 1/2 p. 32
Pejy Roa Amby Telopolo

Pejy Roa Amby Telopolo

Ahoana no azon’ny mpivady hanatsarana ny fifandraisan’izy ireo?

JEREO NY PEJY 4.

Manana anarana ve Andriamanitra?

JEREO NY PEJY 16.

Tokony hiezaka hampianatra ny zanany hanaraka fitsipika momba ny fitondran-tena ve ny ray aman-dreny?

JEREO NY PEJY 18-20.

Inona ilay “sakafo harivan’ny Tompo”?

JEREO NY PEJY 21-22.

Mety amin’ny mpanara-dia an’i Jesosy ve ny mitsabo tena?

JEREO NY PEJY 27.