NY TILIKAMBO FIAMBENANA

Pejy Roa Amby Telopolo

Malagasy
Pejy Roa Amby Telopolo
/assets/ct/79e1b14fff/images/syn_placeholder_sqr.png
w09 1/6 p. 32
Pejy Roa Amby Telopolo

Pejy Roa Amby Telopolo

▪ Inona no mampiavaka ny Baiboly amin’ireo boky maro manome torohevitra? Jereo ny pejy 4.

▪ Fantatrao ve ny ezaka mafy natao mba handikana Baiboly tamim-piafenana? Jereo ny pejy 8.

▪ Andriamanitra iray ihany ve no ivavahan’ny olona rehetra? Jereo ny pejy 12.

▪ Ahoana izany hoe mitory ny vaovao tsara any amin’ny faritra avaratr’i Siberia izany, izany hoe any ankoatra ny Faribolan-tendrontany Avaratra? Jereo ny pejy 24.

▪ Iza no afaka mampionona sy manampy anao raha kivy ianao na very hevitra tanteraka? Jereo ny pejy 28.