NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Mey 2019

Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 1 Jolay ka hatramin’ny 4 Aogositra 2019.

LAHATSORATRA FIANARANA 18

Be Fitiavana sy Manao ny Rariny i Jehovah eo Anivon’ny Fiangonana

Inona ny lalàn’i Kristy, ary nahoana izy io no manampy ny olona hanao ny rariny?

LAHATSORATRA FIANARANA 19

Be Fitiavana sy Manao ny Rariny i Jehovah Rehefa Misy Zava-dratsy Mitranga

Ahoana no azon’ny ray aman-dreny iarovana ny zanany mba tsy hisy hametaveta? Inona no azon’ny anti-panahy atao mba hiarovana ny fiangonana?

LAHATSORATRA FIANARANA 20

Ahoana no Hampaherezana An’ireo Nisy Nametaveta?

Nahoana ny Tenin’Andriamanitra no afaka mampionona an’ireo nisy nametaveta? Inona no azon’ny anti-panahy sy anabavy matotra atao mba hampaherezana an’ireny olona ireny?

LAHATSORATRA FIANARANA 21

Aza Manaiky ho Voafitaky “ny Fahendren’ity Tontolo Ity”

Inona no porofo fa ny tari-dalan’i Jehovah ihany no tsara indrindra? Ahoana no anampian’ny Baiboly antsika mba tsy ho tia tena?

LAHATSORATRA FIANARANA 22

Hatsarao ny Fomba Fianatrao

Ahoana no hahalalana hoe inona no hianarana voalohany? Ary ahoana no handraisan-tsoa be indrindra rehefa mianatra samirery ny Baiboly?