MIFOHAZA! No. 3 2019 | Afaka Manatsara ny Fiainanao ve ny Baiboly?

Efa hatramin’ny ela ny Baiboly no nanampy ny olona hanatsara ny fiainany. Azonao ampiharina amin’ny fiainana andavanandro ny torohevitra ao amin’izy io.

Boky Tranainy Nefa Tsy Lany Andro

Namaky Baiboly ny olona sasany ary nampihatra ny torohevitra hitany tao. Tena nandray soa izy ireo rehefa nanao an’izany. Jereo ato izay nolazainy.

Fahasalamana

Mampirisika antsika hitandrina tsara ny fahasalamantsika ny toro lalan’ny Baiboly.

Fihetseham-po

Handray soa isika raha miezaka mifehy ny fihetseham-pontsika.

Fianakaviana sy Namana

Raha te hifandray tsara amin’ny hafa ianao dia ny zavatra azonao atao ho azy no tokony hifantohanao, fa tsy izay azony atao ho anao.

Vola

Tsy dia hanana olana ara-bola ianao, raha mampihatra ny toro lalan’ny Baiboly. Nahoana? Ho hitanao ato ny valin’izany.

Fifandraisana Amin’Andriamanitra

Afaka manatsara ny fifandraisanao amin’Andriamanitra ny toro lalan’ny Baiboly. Nahoana? Jereo ato ny valin’izany.

Ilay Boky Nanampy Olona Be Indrindra Hatramin’izay

Hita amin’ny antontan’isa fa ny Baiboly no boky miely indrindra sy voadika amin’ny fiteny betsaka indrindra hatramin’izay.

Ato Amin’ity Gazety Ity: Afaka Manatsara ny Fiainanao ve ny Baiboly?

Misy torohevitra azo ampiharina amin’ny fiainana andavanandro ao amin’ny Baiboly.