NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Jona 2025

Ho hitanao ato ny lahatsoratra hianarana ny 18 Aogositra–14 Septambra 2025.

LAHATSORATRA FIANARANA 24

Lesona avy Amin’ny Faminanian’i Jakoba​—Fizarana 1

Hianarana ny herinandron’ny 18-24 Aogositra 2025.

LAHATSORATRA FIANARANA 25

Lesona avy Amin’ny Faminanian’i Jakoba​—Fizarana 2

Hianarana ny herinandron’ny 25-31 Aogositra 2025.

LAHATSORATRA FIANARANA 26

Ekeo hoe Voafetra ny Zavatra Fantatrao

Hianarana ny herinandron’ny 1-7 Septambra 2025.

LAHATSORATRA FIANARANA 27

Ampio Hanaraka ny Fahamarinana ny Mpianatra Baiboly

Hianarana ny herinandron’ny 8-14 Septambra 2025.

TANTARAM-PIAINANA

Ampianarin’ilay Mpampianatra Be Voninahitra Foana Izahay

Nahazo fanendrena isan-karazany i Franco Dagostini, nizatra kolontsaina vaovao, ary nianatra fiteny be dia be. Resahiny ato ny lesona sarobidy sasany nianarany avy amin’i Jehovah, ilay Mpampianatra Be Voninahitra.

MBA ANDRAMO IZAO

Fomba Hitadidiana Andinin-teny

Soso-kevitra telo hanampy anao hitadidy andinin-teny.