Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Inona no Tianao Hiova?

Inona no Tianao Hiova?

Inona no Tianao Hiova?

Inona no tena manahiran-tsaina anao?

MOSARY

FAHANTRANA

ARETINA

HELOKA BEVAVA

TSY RARINY

ADY

FANDOTOANA

FANAVAKAVAHANA

Iza amin’ireto no tena tianao hitranga?

TSY MISY FIRENENA MIADY INTSONY

TSARA NEFA TSY LAFO NY FITSABOANA

TSY MISY FANAVAKAVAHANA INTSONY

AMPY TSARA NY SAKAFO SY NY RANO

TSY MISY NY ASAN-JIOLAHY

MADIO NY TONTOLO IAINANA

MANJAKA NY RARINY

Mba hitranga ihany ve izany? Misy milaza fa miankina amin’ny fanjakana izany. Ho vitan’ny mpitondra ve anefa ny hanova ny fiainantsika? Inona no tena zava-misy?