MIFOHAZA! 8 Oktobra 1991
MATOAN-DAHATSORATRA
Tsy Manan-tsiny Nefa Nisy Nametaveta
Be dia be ny olona nisy nametaveta tamin’izy mbola kely, dia mbola misy vokany aminy foana ilay izy hatramin’izao.
MATOAN-DAHATSORATRA
Mangidy ny Vokany na Tsy Misy Mahita Aza
Lasa tsy mifandray tsara amin’Andriamanitra sy tsy mahay mifehy ny fihetseham-pony ny ankizy rehefa lehibe, raha misy mampijaly sy mametaveta. Misy vokany ratsy be rehefa mamadika azy ny olona atokisany.

