Nisy Namorona ve Izao Rehetra Izao?

Nahoana ianao no tena mila mandinika raha nisy namorona izao rehetra izao na tsia?

Teny Fampidirana

Natao hiainana ve eto an-tany? Marim-pototra ve ny fampianarana momba ny evolisiona?

Ny Hevitr’iza no Inoanao?

Mino angamba ianao hoe misy Andriamanitra ary marina ny Baiboly. Tsy lavinao koa anefa ny hevitr’ireo mpahay siansa malaza hoe ny evolisiona no nampisy an’izao rehetra izao.

Planeta Natao Hiainana

Nahoana no azo iainana eto an-tany? Zavatra maromaro, izay heverin’ny olona sasany fa nisy ho azy, no mahatonga izany. Nisy ho azy tokoa ve ireny sa noforonina?

Iza no Tena Mahay?

Maka tahaka ny zavaboary ny mpikaroka rehefa tsy mahatafavoaka ny zavatra foroniny. Raha ny zavatra nalain-tahaka avy tamin’ny zavaboary aza nilana fahaizana vao vita, mainka fa ny zavaboary?

Tena Misy ve ny Evolisiona?

Anisan’ny fototry ny fampianarana momba ny evolisiona ny hoe miova ny fototarazon’ny biby na zavamaniry iray ka manome karazany vaovao. Tena mitombina ve anefa izany?

Diso ve ny Genesisy Rehefa Jerena ny Siansa?

Diso ve ny fitantaran’ny Baiboly momba ny famoronana rehefa jerena ny siansa?

Mety Daholo ve Izay Inoanao?

Mety hisy vokany amin’ny fahitanao ny antony nampisy ny olombelona ve ny zavatra inoanao momba ny evolisiona?

Boky sy Gazety Nakana Hevitra

Jereo ato ireo loharanon-kevitra nampiasaina tamin’ny nanomana an’ity bokikely ity.