Silia
Mandamina Fanampiana ho An’ireo Tra-boina Noho ny Tondra-drano any Silia ny Vavolombelon’i Jehovah
Nanangana komitin’ny vonjy rano vaky avy hatrany ireo Vavolombelon’i Jehovah tao Copiapó taorian’ilay ranotrambo, mba hitondrana fanampiana.
Afo Nandravarava Tany Valparaiso, any Silia
Nandoro an’i Valparaiso, tanàna misy seranan-tsambo, ny afo ary nisy ny maty. Nanangana komitin’ny vonjy rano vaky avy hatrany ny Vavolombelon’i Jehovah mba hanampiana ny tra-boina.

