VAOVAO

Népal

Malagasy
Népal
/assets/ct/fa815d8e9f/images/syn_placeholder_sqr.png

Népal

 

2015-08-17

NÉPAL

Fanampiana Iraisam-pirenena Ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah ho An’ny Tra-boina any Népal

Mbola manohy mitsabo sy manampy ary mampahery an’ireo niharan-doza ny Vavolombelon’i Jehovah avy amin’ny firenena enina sy ny Komitin’ny Vonjy Rano Vaky ao Népal.