Malawi
Ezaka Manokana Hanoratana Taratasy Hanohanana ny Rahalahintsika any Rosia—Avy any Malawi
Mitantara ny Vavolombelon’i Jehovah any Malawi hoe nandray anjara tamin’ilay ezaka manokana hanoratana taratasy izy ireo, mba hanohanana ny mpiara-manompo aminy any Rosia.