Hijery ny anatiny

Kirghizistan

 

2015-06-30

KIRGHIZISTAN

Hisy Amin’izay ve ny Fahalalahana Ara-pivavahana any Kirghizistan?

Nilaza ny Fitsarana Tampony any Kirghizistan tamin’ny 24 Desambra 2014 fa afaka miresaka ny zavatra inoany amin’ny hafa ny mponina rehetra any, anisan’izany ny Vavolombelon’i Jehovah. Hahazo fahalalahana amin’izay àry ve ny Vavolombelona any amin’ny faritra atsimon’io firenena io?

2015-02-23

KIRGHIZISTAN

Manome Fahalalahana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah ny Fitsarana Tampon’i Kirghizistan

Tamin’ny 4 Septambra 2014, dia neken’ny Repoblikan’i Kirghizistan ilay fifanarahana iraisam-pirenena momba ny zon’olombelona, ka lasa ara-dalàna ny asan’ny Vavolombelon’i Jehovah eran’io firenena io.

2014-01-07

KIRGHIZISTAN

Miaro An’ireo Tsy Manao Miaramila ny Fitsaran’i Kirghizistan

Ho afaka hanao fanompoana tena sivily amin’izay ny Vavolombelon’i Jehovah, satria nasaina nahitsy ilay lalàna tamin’ny 2009.