Hongria
Fahatsiarovana An’ireo Vavolombelona Novonoin’ny Nazia Tany Hongria
Tsy nanaiky hanao miaramila ny Vavolombelon’i Jehovah efa-dahy tamin’ny Ady Lehibe II, ka novonoin’ny Nazia. Nisy takela-pahatsiarovana notokanana ho azy ireo àry tao amin’ny Foibe Fahatsiarovana ny Famonoana Tambabe, any Budapest.

