ISAM-PARITRA

Goatemalà

Malagasy
Goatemalà
/assets/ct/28ada02fb0/images/syn_placeholder_sqr.png

Goatemalà

 

2015-06-16

GOATEMALÀ

Mangataka Boky Amin’ny Vavolombelon’i Jehovah ny Sekoly any Goatemalà

Nangataka boky an’arivony amin’ny fiteny espaniola sy quiché ny sekoly any Goatemalà. Ampiasaina any an-tsekoly ireo boky ireo mba hampianarana quiché sy hanampiana ny ankizy ho hendry.