Faritanin’ny Palestinianina
-
Vavolombelon’i Jehovah—80
-
Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah—2
-
Mpanatrika ny Fahatsiarovana ny nahafatesan’i Kristy—201
-
Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina—1 isaky ny 71 962
-
Mponina—5 613 000
Tsy Manana Taratasy Ara-dalàna ny Vavolombelon’i Jehovah any Amin’ny Faritanin’ny Palestinianina
Avakavahana ny Vavolombelon’i Jehovah ka tsy ekena ho ara-dalàna ny fivavahany. Tsy tokony hatao hanakantsakana ny zo fototra maha olona azy ireo anefa izany.

