Vaovao
1 741 - 1 742 amin'ny 1 742
Video: Vavolombelon’i Jehovah any Manhattan
Manao fampirantiana boky ara-baiboly amin’ny fiteny maro ao Manhattan, any New York, ny Vavolombelon’i Jehovah vitsivitsy. Inona no lazain’ny olona momba an’izany?
Japon—Mbola Misy Manampy na dia Herintaona atỳ Aoriana Aza
Mbola manampy an’ireo tsy maty fo aman’aina tamin’ny horohoron-tany sy tsunami foana ny Vavolombelon’i Jehovah.
1 741 - 1 742 amin'ny 1 742

