15 AOGOSITRA 2012
JAPON

Japon—Mbola Misy Manampy na dia Herintaona atỳ Aoriana Aza

Japon—Mbola Misy Manampy na dia Herintaona atỳ Aoriana Aza

Mbola manampy an’ireo tsy maty fo aman’aina tamin’ilay horohoron-tany tany Japon foana ny Vavolombelon’i Jehovah, na dia herintaona mahery atỳ aoriana aza.