Vaovao
Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2026) #4
Nisy sampana sasany notsidihin’ny Filan-kevi-pitantanana sy ny solontenan’ny foibe vao haingana. Haheno tatitra mifandray amin’izany isika ato. Haheno vaovao momba ny raharaha ara-pitsarana mifandray amin’ny asantsika any Norvezy sy Soeda koa isika.

