Hijery ny anatiny

KILALAO ARA-BAIBOLY

Ahoana no Hanoherana Fakam-panahy?

Makà lesona amin’ny tantaran’i Josefa sy ny vadin’i Potifara. Adikao ity fampiasana ity, vakio ilay tantara, ary alao sary an-tsaina.