Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2026 hoe Fahasambarana Mandrakizay

Zoma

Miorina amin’ny Matio 5:3 ny fandaharana zoma​—“Sambatra izay mahatsapa fa mila an’Andriamanitra.”

Asabotsy

Miorina amin’ny Asan’ny Apostoly 20:35 ny fandaharana asabotsy​—“Mahasambatra kokoa ny manome noho ny mandray.”

Alahady

Miorina amin’ny Matio 13:16 ny fandaharana alahady​—“Sambatra ... ianareo, satria mahita ny masonareo, ary maheno ny sofinareo.”

Fanazavana

Hitanao ato ny fanazavana ilainao momba ny fivoriamben’ny vondrom-paritra.

Mety ho Tianao Koa

MOMBA ANAY

Tongava Amin’ny Fivoriambe 2026​—“Fahasambarana Mandrakizay”

Asainay ianao hanatrika ny fivoriamben’ny vondrom-paritra telo andro ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah amin’ity taona ity.

FIVORIAMBE

Asainay Ianao: Fivoriamben’ny Vavolombelon’i Jehovah 2026: “Fahasambarana Mandrakizay”

Tongava amin’ilay fivoriambe 2026 hoe “Fahasambarana Mandrakizay” dia ho hitanao fa afaka ny ho tena sambatra ianao raha mifandray amin’ilay Mpamorona.

FIVORIAMBE

Ny Tantaran’ny Fanompoan’i Jesosy: Fizarana 4 sy 5 ary 6 (Ampahany)

Inona no nanintona ny olona tamin’i Jesosy, ary inona no nitranga rehefa tsy nifanaraka tamin’ny zavatra ninoan’ny olona hatramin’izay ny teniny?