Efa 100 taona mahery izao ny Vavolombelon’i Jehovah no voalamina mba hitory ny vaovao tsara. Mitory any amin’ny tany 200 mahery izy ireo, amin’ny fiteny an-jatony. Nahoana io asa io no tena ilaina? Ahoana no anaovana azy io maneran-tany? Mampiseho ny zavatra ataonay maneran-tany ity video ity mba hamaliana an’ireo fanontaniana ireo.