Hijery ny anatiny

Nody Ilay Zanaka Adala

Notezaina mba hanana toetra kristianina ny tovolahy iray, nefa nanomboka ninamana tamin’olona manana toetra sy fomba fiaina tsy mifanaraka amin’izay nitaizana azy. Nanao ahoana ny fihetsiky ny fianakaviany? Rehefa mijery an’io tantara mampiseho ny olana tena atrehin’ny tanora io ianao, inona no ianaranao?