Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

LESONA 14

Ataovy Misongadina ny Hevi-dehibe

Ataovy Misongadina ny Hevi-dehibe

Te hampianatra zava-baovao ve ianao, sa te handresy lahatra, sa te hampirisika ny olona hampihatra torohevitra? Fidio sy alaharo tsara àry izay hevi-dehibe ampiasainao, dia ho tratranao ny tanjonao.