Mbola hatsangana amin’ny maty ve ny olona akaikin’ny fonao?

Mbola Hatsangana Amin’ny Maty ve ny Olona Akaikin’ny Fonao?

Malagasy
Mbola Hatsangana Amin’ny Maty ve ny Olona Akaikin’ny Fonao?
https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102024315/afrn/art/1102024315_afrn_sqr_xl.jpg
T-dth p. 1-2

Mbola hatsangana amin’ny maty ve ny olona akaikin’ny fonao?

Mbola hatsangana amin’ny maty ve ny olona akaikin’ny fonao?

“Ho avy ny fotoana handrenesan’izay rehetra any am-pasana ny feony, dia hivoaka izy ireo.”​Jaona 5:28, 29.

Manome toky ny Baiboly hoe:

Midira ao amin’ny jw.org raha hikaroka fanazavana hafa.