NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Janoary 2024

Ho hitanao ato ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 4 Martsa ka hatramin’ny 7 Aprily 2024.

LAHATSORATRA FIANARANA 1

Miantehera Amin’i Jehovah mba Tsy ho Resin’ny Tahotra

Hianarana ny herinandron’ny 4 ka hatramin’ny 10 Martsa 2024.

LAHATSORATRA FIANARANA 2

Vonona ho Amin’ilay Andro Lehibe Indrindra Anatin’ny Taona ve Ianao?

Hianarana ny herinandron’ny 11 ka hatramin’ny 17 Martsa 2024.

Toy ny An’i Jehovah ve ny Fomba Itondranao ny Vehivavy?

Na inona na inona kolontsaina nanabeazana ny rahalahy iray, dia afaka miezaka ny ho tia sy hanaja vehivavy hoatran’ny ataon’i Jehovah izy.

Fantatrao Ve?

Hoatran’ny ahoana ny fitaovam-pitaterana nitaingenan’ilay Etiopianina tamin’i Filipo nanatona azy?

LAHATSORATRA FIANARANA 3

Hanampy Anao i Jehovah Rehefa ao Anatin’ny Sarotra

Hianarana ny herinandron’ny 25 ka hatramin’ny 31 Martsa 2024.

LAHATSORATRA FIANARANA 4

Tena Tia Anao i Jehovah

Hianarana ny herinandron’ny 1 ka hatramin’ny 7 Aprily 2024.