‘Torio Amin’ny Fomba Feno ny Fanjakan’Andriamanitra’

Miresaka ny niforonan’ny fiangonana kristianina tamin’ny taonjato voalohany ity boky ity ary manazava ny ifandraisan’izany amintsika amin’izao.

Sarintany

Sarintany mampiseho an’ilay antsoina amin’izao hoe Tany Masina, sy ny dian’ny apostoly Paoly tamin’izy misionera.

Taratasy avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana

Nahoana isika no matoky hoe hanampy antsika foana i Jehovah rehefa ‘mitory amin’ny fomba feno ny Fanjakan’Andriamanitra’ isika?

TOKO 1

‘Mandehana, Ataovy Mpianatra ny Olona’

Efa nilaza i Jesosy fa hotoriana any amin’ny firenena rehetra ny hafatra momba an’ilay Fanjakana. Ahoana no nanaovana an’izany?

TOKO 2

‘Ho Vavolombeloko Ianareo’

Ahoana no nanomanan’i Jesus ny apostoliny hanao ny asa fitoriana?

TOKO 3

“Feno Fanahy Masina”

Nahoana no lasa niorina ny fiangonana kristianina, rehefa nandatsaka ny fanahiny masina Andriamanitra?

TOKO 4

‘Tsy dia Nahita Fianarana Sady Olon-tsotra’

Tsy natahotra mihitsy ny apostoly dia notahin’i Jehovah.

TOKO 5

“Andriamanitra no Mpitondra Anay ka Izy no Tsy Maintsy Ankatoavinay”

Nanana fahasahiana ny apostoly ka modely tsara ho an’ny tena Kristianina rehetra.

TOKO 6

“Feno Hatsaram-panahy sy Hery” i Stefana

Sahy nitory teo anoloan’ny Fitsarana Avo i Stefana. Inona no ianarantsika amin’izany?

TOKO 7

Torio “ny Vaovao Tsara Momba An’i Jesosy”

Namela modely tsara i Filipo, ilay mpitory ny vaovao tsara.

TOKO 8

“Nandry Feizay ny Fiangonana”

Lasa mpitory mazoto i Saoly, ilay mpanenjika taloha.

TOKO 9

“Tsy Mizaha Tavan’olona Andriamanitra”

Tonga hatrany amin’ny hafa firenena tsy voafora ny asa fitoriana.

TOKO 10

‘Niroborobo Hatrany ny Tenin’i Jehovah’

Nafahana i Petera, ary tsy nahavita nanajanona ny asa fitoriana ny fanejehana, fa vao mainka ilay izy niely.

TOKO 11

“Feno Fifaliana sy Fanahy Masina”

Modely tsara i Paoly rehefa sendra olona nasiaka sy tsy nandray.

TOKO 12

‘Nitory Tamim-pahasahiana Araka ny Fahefana Nomen’i Jehovah’

Nanetry tena i Paoly sy Barnabasy, nisisika foana sady sahy.

TOKO 13

‘Nifanditra Be’ Izy Ireo

Tonga hatrany amin’ny filan-kevi-pitantanana ny olana momba ny famorana.

TOKO 14

“Nifanara-kevitra Izahay Rehetra”

Jereo ato hoe ahoana no nataon’ny filan-kevi-pitantanana mba handaminana an’ilay olana momba ny famorana. Jereo ato koa fa rehefa nifanara-kevitra ry zareo dia lasa niray saina ny fiangonana.

TOKO 15

“Nanatanjaka ny Fiangonana” Izy Ireo

Manampy ny fiangonana mba tsy hiala amin’ny finoana ny mpiandraikitra ny faritra.

TOKO 16

“Miampità Mankatỳ Makedonia”

Betsaka ny fitahiana rehefa manaiky fanendrena sady falifaly rehefa henjehina.

TOKO 17

‘Nandresy Lahatra Azy Ireo Tamin’ny Soratra Masina’ Izy

Nitory tamin’ny Jiosy tany Tesalonika sy Beria i Paoly.

TOKO 18

Mitadiava An’Andriamanitra, dia “Tena Hahita Azy” Ianao

Inona ny vokatry ny fitorian’i Paoly, rehefa nitady marimaritra iraisana izy?

TOKO 19

“Mitoria Foana ary Aza Mangina”

Inona no azontsika ianarana tamin’ny nataon’i Paoly tany Korinto, ka hanampy antsika hitory momba ny Fanjakan’Andriamanitra?

TOKO 20

‘Niroborobo Sady Nahery’ ny Tenin’i Jehovah, na teo aza ny Fanoherana

Jereo ato hoe ahoana no nataon’i Apolosy sy Paoly mba hampiroboroboana ny vaovao tsara.

TOKO 21

“Afaka Amin’ny Ran’ny Olona Rehetra Aho”

Nazoto nanompo i Paoly ary nanome torohevitra ny anti-panahy.

TOKO 22

“Aoka ny Sitrapon’i Jehovah no Hatao”

Tapa-kevitra ny hanao ny sitrapon’Andriamanitra i Paoly ka nankany Jerosalema.

TOKO 23

‘Henoy fa Hiteny Hiaro ny Tenako Aho’

Niaro ny fahamarinana teo anatrehan’ny vahoaka romotra sy ny Fitsarana Avo i Paoly.

TOKO 24

“Mahereza!”

Avotra ny apostoly Paoly na dia nisy saika hamono aza, ary niaro tena teo anatrehan’ny Governora Feliksa izy.

TOKO 25

“Ampakariko any Amin’i Kaisara ny Raharaha!”

Modely tsara i Paoly ka nasehony hoe afaka miaro ny vaovao tsara koa isika.

TOKO 26

“Tsy Hisy Aminareo Hamoy ny Ainy”

Vaky sambo i Paoly, nefa nampiseho finoana sy fitiavana tamin’ny olona.

TOKO 27

“Nitory Tamin’ny Fomba Feno”

Mbola nitory foana i Paoly, na dia nigadra tany Roma aza.

TOKO 28

“Any Amin’ny Faritra Lavitra Indrindra Amin’ny Tany”

Manohy an’ilay asa natomboky ny mpanara-dia an’i Jesosy Kristy tamin’ny taonjato voalohany ny Vavolombelon’i Jehovah.

Fanondroana Sary

Ny lisitry ny sary sasany ato amin’ity boky ity.