Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Faritra 2019-2020—Miaraka Amin’ny Mpiandraikitra ny Faritra

Ampiasao ity fandaharana ity mandritra ny fivoriamben’ny faritra. Ny foto-kevitra dia hoe: ‘Mampahery ny Fitiavana.’

‘Mampahery ny Fitiavana’

Nahoana no tsara kokoa noho ny fahalalana ny fitiavana? Ary ahoana no ampisehoantsika hoe ataontsika amim-pitiavana izay rehetra ataontsika?

Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto

Hovaliana mandritra an’ilay fandaharana ireo fanontaniana ireo.